United publik
[search 0]
Lebih
Unduh Aplikasinya!
show episodes
 
Artwork

1
Gue UNITED!

Gue United

Unsubscribe
Unsubscribe
Harian+
 
Podcast yang ngebahas apapun soal Manchester United dan segala hingar bingarnya. Hosted by @jonathanguntur, hanya penikmat sepakbola dan fans Manchester United tentunya.
  continue reading
 
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan' Andriamanitra. https://fiamiray.blogspot.com/
  continue reading
 
Artwork

1
Terserah Podcast

Bayu Windiasko

Unsubscribe
Unsubscribe
Bulanan
 
Unit podcast senang-senang bersama kita Happy Bayu tersedia di Spotify dan PenyuFM. Film, musik, game, hiburan, cerita lucu. Twitter: @terserahpodcast Instagram: @terserahpodcast. Podcasters: Happy Christian dan Bayu Windiasko
  continue reading
 
Artwork

1
Glory Hunter Podcast

Glory Hunter Podcast

Unsubscribe
Unsubscribe
Bulanan
 
Glory Hunter adalah Podcast yang mendiskusikan segala macam isu terkait Manchester United. Kami melakukan preview dan review pertandingan setiap pekan. Pertanyaan dan komentar kirimkan ke gloryhunter.podcast@gmail.com
  continue reading
 
Artwork

1
Reza Kevin Ardiansyah

kevin Car Consultant

Unsubscribe
Unsubscribe
Harian+
 
Bagi anda yang ada rencana dalam pembelian kendaraan roda empat dengan penawaran terbaik bisa hubungi saya ke nomer wa saya 087788541889 kevin marketing car consultant siap memberikan informasi promo mobil nissan,datsun,dan honda.. Kevin juga mengajak kalian semua yang mendengar podcast ini untuk berbisnis dengan cara apabila ada teman,kerabat,dan keluarga yang ingin membeli mobil cukup refrensikan pembeliannya kepada kevin , nah setelah prosesnya sudah di lengkapi dan unit sudah turun kalia ...
  continue reading
 
Artwork
 
Skur podcast adalah audio visiual yang di buat atau di rekam oleh mahasiswa indonesia yang sedang berkuliah di negara Rusia tepatnya di kota Kazan. Skur podcast tidak hanya akan membahas seputar sepak bola, akan ada tema atau topik seru lainny yang akan kami bahas disini. Enjoy)
  continue reading
 
Loading …
show series
 
Momo ZIMA ternyata tak hanya terkenal sebagai sosok vocalis. Eks vocalis Captain Jack ini juga memiliki semangat lain yang wajib diketahui. Tak jauh-jauh dari dunia musik, sosok ini sekarang mendalami profesi seorang produser. Beberapa musisi Jogjakarta maupun daerah lainnya pernah merasakan tangan dinginnya. Terbaru, saat ini juga tengah men-direc…
  continue reading
 
Momo ZIMA memiliki pandangan unik tentang perkembangan musik saat ini. Disatu sisi mengalami perkembangan yang signifikan tapi juga masih ada beberapa catatan. Mulai dari musik yang terkesan seragam, musisi yang hanya jago cover lagu sampai yang mengedepankan eksistensi tapi tak memiliki kreativitas.…
  continue reading
 
Maro no mihevitra fa tsy misy Andriamanitra, ary mino fa izqo rehetra izao dia nivoatra avy tamin'ny tsy misy. Nefa ny Baiboly dia mirakitra ny momba Ilay Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao, dia ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina sy ny zava-boaary ao aminy. Ny tantaran'ny famoronana dia voarakitra ao amin'ny Baiboly, izay manambara fa A…
  continue reading
 
Halo Sobat Radar Jogja, Siapa yang gak kenal sama Yuliono Singsoot ? Sekilas Yuliono memang memang dikenal kocak dan menghibur saat berada di atas panggung. Namun jangan salah, sosok Yuliono Singsoot telah mencuri perhatian banyak orang ketika mengikuti audisi Indonesian Idol 2014 lalu. Saat itu usianya masih 26 tahun dan tercatat sebagai mahasiswa…
  continue reading
 
Episode kali ini kami membacakan sebuah Thread Twitter dari akun @thismeim. Yang berjudul “Apakah Kalian Mau Bertukar Tempat Denganku Memelihara Mahluk Ini”. Cerita ini berkisah di Bandung pada tahun 1995. Di cerita kali ini akan menceritakan kelanjutan mengenai awal permulaan kisah horor dari seseorang yang bernama vira yang sedang duduk di bangku…
  continue reading
 
Episode kali ini kami membacakan sebuah Thread Twitter dari akun @thismeim. Yang berjudul “Apakah Kalian Mau Bertukar Tempat Denganku Memelihara Mahluk Ini”. Cerita ini berkisah di Bandung pada tahun 1995. Di cerita kali ini akan menceritakan mengenai awal permulaan kisah horor dari seseorang yang bernama vira yang sedang duduk di bangku SMA Negeri…
  continue reading
 
Teater adalah salah satu seni bermain peran (drama) yang menyajikan cerita kehidupan nyata di atas pentas. Jalan cerita yang disajikan biasanya mengandung pesan moral yang tersirat dan bisa dijadikan pelajaran kehidupan oleh para penonton. teater mempunyai tiga pengertian, yakni gedung atau ruangan tempat pertunjukan film, sandiwara, dan sebagainya…
  continue reading
 
Awal tahun 2023 ini ada kabar sedih dari media cetak dimana beberapa majalah dan koran memutuskan untuk tidak terbit lagi. Di antaranya, Republika yang memilih pindah ke jalur online. Begitu pula dengan Majalah Bobo Junior, Majalah Mombi, Majalah Mombi SD, dan Tabloid Nova yang terakhir terbit Desember 2022 lalu. Nah, apakah ramalan senjakala media…
  continue reading
 
Jehovah Andriamanitra Ray sy ny Teny no nahary ny olombelona, ary tahaka ny endrik'Andriamanitra no nahariany azy. Nefa voasoratra ao amin'ny Baiboly fa iza ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. Andriamanitra irery no tsy mety maty , fa ny olombelona dia mety maty. Nefa manana anjara ho tonga zanak'Andriamanitra, fanahy, …
  continue reading
 
Jesosy Kristy sy ny Fiangonan'Andriamanitra voalaza ao amin'ny Baiboly dia nitandrina ireo andro masina firavoravoana voatendrin'i Jehovah ireo. Inona no hevi-panahin'ny fety? Nahoana isika no tokony hitandrina izany koa ankehitriny? Araho ny toriteny fianarana Baiboly mahafinaritra atolotry ny Fiangonan'Andriamanitra Miray. Fantaro ny zavatra rehe…
  continue reading
 
Ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra dia hotahiana ny firenena rehetra, ary haniry ny hianatra ny didy sy lalàn'Andriamanitra ny firenena rehetra. Hanefy ny sabany ho fangady ny olona ary tsy hianatra ady intsony. Ary na dia ny biby masiaka aza dia hiova ho malemy fanahy ka tsy handratra eran'ny tendrombohitr'i Jehovah. Hisy vokatra be dia be amin'iza…
  continue reading
 
Maro ny kristiana no mankalaza ny krismasy na noely, nefa tsy mahafantatra ny tena antony niandohan'ilay fety akory. Mino izy ireo na ny marina dia voafitaka izy ireo ka mino fa ny krismasy na noely dia fankalazana ny tsingerintaona nahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny fankalazana ny nahaterahan'i Jesosy dia tsy anisan'ireo andro firavoravoana voatendri…
  continue reading
 
Maro ny olona no mino fa ny fanahin'ny olombelona dia tsy mety maty. Nefa tsy izany no voalazan'ny Tenin'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly. Inona ny ain'ny olombelona? Avy aiza no niaviany? Inona no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay? Ny raki-peo no mirakitra ny fianarana momba izany. Dr. Rakotondravony Daniel, Fiangonan'Andriamanitra Miray…
  continue reading
 
Jehovah Andriamanitra Ray dia nanambara ny zavatra tsy maintsy ho avy any amparany, ary ny Bokin'ny Apokalypsy sy ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah no manambara ny planin'Andriamanitra ho an'ny olona rehetra. Ity rakipeo manokana ity dia hanampy anao hahatakatra ny hevi-panahin'ny didy sy lalan'Andriamanitra sy ny Bokin'ny Apokalypsy. -…
  continue reading
 
Ny andro fanavotana dia ilay andro firavoravoana fahadimy voatendrin'i Jehovah ho fitsaharana sy fivoriana masina. Io no andro firavoravoana notendren'i Jehovah hitsaharana, hanaovana fivoriana masina sy hanaovana fifadian-kanina, mba ho tena iray amin'Andriamanitra isika. Maneho koa ny sorom-panavotana nataon'i Jesosy Kristy ho antsika teo amin'ny…
  continue reading
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona ?Ny olombelona dia noforonin’Andriamanitra araka ny endrik’Andriamanitra. Mety ho tonga zanak’Andriamanitra ny olombelona, ary afaka mandray anjara amin’ny fomban’Andriamanitra. Noforonin’Andriamanitra ho nofo ny olombelona, ary avy amin’ny tany no namoronany azy. Ny fofon’aina no iveloman’ny ol…
  continue reading
 
Tombo-kase fito sy Trompetra fito. Inona no hitranga ain'ny hamahana ny tombo-kase fito sy ny hitsofana ny trompetra fito? Ny literatiora sy fanazavana fanampiny dia azonao trandrahana ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray. --- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message…
  continue reading
 
Ny Ambasadoaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia fianarana sy fandalinana Baiboly ho anao, hahafantaranao ny Filazantsaran'Andriamanitra sy ny planina mahagaga nataon'Andriamanitra ho an'ny olombelona rehetra. Ity fizarana ity dia hahatakaranao ny hevi-panahin'ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah sy ny maha-zava-dehibe …
  continue reading
 
Rehefa mibebaka marina isika ka mino fa Jesosy Kristy no Tompo sy Mpamonjy dia miroso amin'ny batisa sy ny fametrahan-tanana handraisana ny Fanahy Masina. Mila mitombo amin'ny toetran'Andriamanitra isika ary mifady ny ota. Io no ambaran'ny dingana manaraka amin'ny planin'ny famonjena nataon'Andriamanitra ho antsika. Rehefa miezaka mitandrina ny did…
  continue reading
 
Ny Ambasadaoro Kolejy dia fianarana Baiboly atolotry ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, handinihana ny Tenin'Andriamanitra, hitomboana amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra sy Jesosy Kristy ary ny planin'Andriamanitra ho an'ny olombelona rehetra. Inona no planin'ny Famonjena? Andriamanitra dia nanome ireo andro firavoravoana voatendry (Levitikos…
  continue reading
 
Fiangonan'Andriamanitra Miray - Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Ny literatiora sy lahatsoratra fanampiny manampy anao amin'ity fianarana Baiboly ity dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny Toriteny, tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray.--- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/…
  continue reading
 
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana ao amin'ny United Church of God, izay fikambanana iraisam-pirenena niorina tamin'ny 1995, ary ao anatin'ny vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Ny iraka tanterahinay dia ny mitory ny Filazantsaran'Andriamanitra amin'ny olona rehetra sy ny manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan'Andriamanitra araka izay not…
  continue reading
 
Inona no famantarana hafa nomen'i Jesosy hanambarana fa efa akaiky ny "farany"? Moa ve i Jesosy nilaza fa ny "fahavetavetan'ny fandravana" dia arak’izay nolazain'i Daniela mpaminany? Isika kristiana dia asaina misaina rehefa mamaky momba izany fahavetavetan'ny fandravana izany. Moa ve io baiko io nomena an'i Daniela ihany koa? Inona no andininy mbo…
  continue reading
 
Ny Apokalypsy 6 sy Apokalypsy 19 dia samy miresaka momba ny mpitaingina soavaly fotsy. Matetika isika no tsy mahay manavaka azy ireo, tsy mamaky tsara ny filazalazana momba azy ireo, ary voafitaka hino zavatra tsy marina, fa milaza fa samy manambara an'i Jesosy Kristy avokoa ireo mpitaingin-tsoavaly roa ireo. Ny marina dia samy manambara kristy izy…
  continue reading
 
Matetika isika no tsy mahatakatra na lahazo tsara ny dikan'ireo soavaly efatra ao amin'ny Apokalypsy 6. Ireo anefa dia anisan'ireo famantarana fotoana nomen'Andriamanitra fa hitranga mialoha ny fiavian'ny andro farany. Ireo soavaly efatra sy ny mpitaingina azy ireo dia maneho ny endrika efatra lehibe eto an-tany, izay nolazain'i Jesosy fa hisy amin…
  continue reading
 
Ireo mpitarika fivavahana tamin'ny andron'i Kristy dia tsy nahatakatra ireo "famantarana ny fotoana". Kanefa, dia efa nampianarina azy ireo fa ho avy ny Mesia, satria io hafatra io dia niverimberina tao amin'ny boky rehetra tao amin'ny Testamenta Taloha. Ao amin'ny andininy faha-3 ao amin'io toko io ihany, dia nasehon'i Jesosy fa mety ho azon'izy i…
  continue reading
 
Matetika isika no maheno olona miteny hoe "Raha hiverina anio alina ianao Jesosy dia raiso izahay ho any aminao", sy ny toy izany. Ny fahafatesan'ny olona iray ve no lazaina fa fiverenan'i Kristy? Marina ve ny fieverana fa mety hiverina tampoka anio alina i Kristy Jesosy? Inona no fitaka iray torin’ny mpaminany sandoka? Ka inona no tokony hoeritrer…
  continue reading
 
Ilay soavaly fotsy ao amin'ny Apokalypsy 6 dia manambara ny famantarana voalohany amin'ireo izay nolazain'i Jeosy Kristy. Hoy indrindra Izy: "Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny." (Matio 24:24) Ary amin'izany indrindra dia asa…
  continue reading
 
Mifampiankina tanteraka amin’io fanisana ny volana io no ilaharan’ireo dingana fito ao amin’ny Planin’ny Famonjena, izay fantatra matetika amin’ny filaharan’ny volana: volana voalohany, faharoa, fahatelo, …, hatrany amin’ny volana faharoa ambin’ny folo. (Eksodosy 12:3) « Mitenena ianareo amin'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka manaova hoe: …
  continue reading
 
Ny Ambasadaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia manolotra anao fianarana Baiboly isanandro. Ny toko voalohany amin’ny fianarana dia "Nahoana no ianarana ny Baiboly?". Ny lesona anio dia mbola mitondra ny lohateny hoe "Inona no mahatonga ny ady?" --- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andri…
  continue reading
 
Nahoana no ianarana ny Baiboly? Lesona 1: Inona no mahatonga ny ady? Isaia 59: 1-8, Matio , Jakoba 4: 1-10 Ny antony mahatonga ny ady Mampanantena Andriamanitra fa hitsabaka amin'ny raharahan'ny tontolo mba hisorohana ny fandringanana ny zanak'olombelona ary hitondra antsika ho amin’ny fiadanana manerana ny tontolo. Saingy, raha tiantsika ny fiadan…
  continue reading
 
Nahoana no ianarana ny Baiboly? Tsy misy vanim-potoana mitovy amin'ny antsika. Fizarana faharoa: Sekoly Sabata. Araho tsy tapaka ny fianarana Baiboly atolotry ny Ambasadaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, vondrom-paritra Afrika atsinanana. Azonao arahina ao amin'ny Canvas koa ny fianarana rehetra. Manorata aminay raha maniry hana…
  continue reading
 
Nahoana no ianarana ny Baiboly? Lesona 1: Tsy misy vanim-potoana mitovy amin'ny antsika. Genesisy 11: 1-10, Marka 13: 19-23, Apokalypsy 9: 1-10 Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan'Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony. (Marka 13:19) Lahatsora…
  continue reading
 
Kita telah melewati pekan pertama Liga 1 2022/2023. Berbagai pertandingan telah digelar, salah satunya Persija Jakarta vs Bali United yang menjadi sorotan banyak pandit. Persija Jakarta disebut mengadopsi sepak bola Eropa, namun justru mampu ditaklukkan Bali United yang menggunakan taktik lama, yang disebut dengan man-to-man. Salah satunya Hanno Be…
  continue reading
 
PSS Sleman harus mengaku kalah di laga kandang Stadion Maguwoharjo pada Sabtu (23/7) dengan poin 2-1 melawan PSM Makassar. Dari empat pemain asing yang dimainkan tidak semua tampil sesuai harapan. Persiapan tim yang sangat mepet menjadi salah satu faktor mereka belum bisa padu dengan skema pelatih kepala Seto Nurdiantoro. Dua gol PSM Makassar disum…
  continue reading
 
PSS Sleman sebentar lagi akan mengarungi Liga 1. Dalam Podcast Mainbola kali ini, pengamat sepak bola, Ananto Priyatno menyajikan analisis bagaimana kekuatan klub papan atas lalu menelisik bagaimana Super Elang Jawa bisa bersaing melawan mereka. Salah satu yang cukup penting ditekankan yakni PSS Sleman perlu mengamankan laga kandang. Dukungan fans …
  continue reading
 
Bek asing PSS Sleman Mario Maslac telah resmi hengkang. Bisa diapstikan ia tidak akan membela Super Elang Jawa musim ini. Performanya yang kurang memuaskan dinilai menjadi alasan diputusnya kontrak pemain asal Serbia itu. Dengan demikian, ada 1 slot pemain asing yang masih kosong. Sementara itu, Liga 1 segera bergulir. Akankah PSS Sleman hanya akan…
  continue reading
 
PSS Sleman akan berhadapan dengan Borneo FC dalam laga semifinal Piala Presiden 2022 pada Kamis (7/7). Borneo FC dalam laga 8 besar merupakan tim satu-satunya yang menang melalui pertandingan tanpa adu penalti. Berbeda dengan PSS Sleman yang menang melawan Persib Bandung melalui adu penalti. Namun, pengamat sepak bola, Ananto Priyatno berpandangan …
  continue reading
 
PSS Sleman menambah amunisi legiun asing untuk mempertajam lini serang, Mychell Chagas yang menghabiskan karir di Liga Swiss. Selama ini lini serang Super Elang Jawa memang terbilang belum maksimal. Tentu tidak mungkin hanya mengandalkan Boaz Solossa atau Todd Ferre. Secara postur memang sepertinya akan cukup merepotkan pertahanan lawan. Namun, ada…
  continue reading
 
PSS Sleman segera mengarungi babak 8 besar Piala Presiden. Skuad Super Elang Jawa akan berhadapan dengan Persib Bandung. Seperti diketahui, Persib Bandung menduduki klasemen tertinggi Grup C di babak penyisihan. Sementara PSS Sleman menduduki klasemen kedua di Grup A. Namun, skuad didikan Seto Nurdiantoro ini terbukti berhasil merepotkan klub papan…
  continue reading
 
Salamo 119: 105-112, Jaona 3: 13-20, 2 Timoty 3: 10-17. Ny Baiboly no hahalalana ny valim-panontaniana manitikitika ny sain'ny olombelona ny amin'ny antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona. Misy antony maro mahatonga antsika hoe tokony hianatra mandrakariva ny Baiboly isika. --- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/…
  continue reading
 
Loading …

Panduan Referensi Cepat