Artwork

Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang dijelaskan di sini https://id.player.fm/legal.
Player FM - Aplikasi Podcast
Offline dengan aplikasi Player FM !

Oviana no Fotoana Fanokanana ny Zanak'ondrin'ny Paska?

48:18
 
Bagikan
 
Manage episode 341104516 series 3318162
Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang dijelaskan di sini https://id.player.fm/legal.

Mifampiankina tanteraka amin’io fanisana ny volana io no ilaharan’ireo dingana fito ao amin’ny Planin’ny Famonjena, izay fantatra matetika amin’ny filaharan’ny volana: volana voalohany, faharoa, fahatelo, …, hatrany amin’ny volana faharoa ambin’ny folo.

(Eksodosy 12:3) « Mitenena ianareo amin'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka manaova hoe: Amin'ny andro fahafolo amin'ity volana ity dia aoka samy haka zanak'ondry iray avy izy rehetra, araka ny fianakaviany, dia zanak'ondry iray avy no ho an'ny isan-trano; »

(12:6) « ary hotehirizinareo izy hatramin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity; dia hamono azy amin'ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra. »(12:7) « Ary hanalany ny rà, ka hatentiny amin'ny tolam-baravarana roa sy amin'ny tataom-baravaran'ny trano izay hihinanany azy. »(12:8) « Dia hohaniny amin'izany alina izany ny hena; voatsatsika tamin'ny afo no hihinanany azy mbamin'ny mofo tsy misy masirasira sady hampiarahina amin'ny anana mangidy. »

(12:10) « Ary aza asianareo sisa ho tra-maraina; fa raha tahìny misy sisa tsy lany ka tra-maraina, dia hodoranareo amin'ny afo. »

4. Toy izany koa no anavaozan’i Jehovah ny fifanekeny amintsika Isiraely ara-panahy. Mila mahafatatra sy manaja izany fanavaozan’Andriamanitra ny fanisana ny volana amin’ny taona izany isika, hampiorina antsika amin’ny finoana sy fanekena ary fitandremana ny hevim-panahin’ireo diangana fito amin’ny Planin’ny Famonjena ireo. Amin’ity Volana Abiba ity no ahatsiarovantsika ny nahafatesan’i Jesosy Kristy, ho fanafahana antsika amin’ny ota sy handresena an’i Satana mpamitaka.

Literatiora sy fanazavana fanampiny: Tsindrio ity

--- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
  continue reading

175 episode

Artwork
iconBagikan
 
Semua episode

×
 
Loading …

Selamat datang di Player FM!

Player FM memindai web untuk mencari podcast berkualitas tinggi untuk Anda nikmati saat ini. Ini adalah aplikasi podcast terbaik dan bekerja untuk Android, iPhone, dan web. Daftar untuk menyinkronkan langganan di seluruh perangkat.

Panduan Referensi Cepat