Player FM - Internet Radio Done Right
Checked 6M ago
Menambahkan three tahun yang lalu
Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang diuraikan di sini https://id.player.fm/legal.
Player FM - Aplikasi Podcast
Offline dengan aplikasi Player FM !
Offline dengan aplikasi Player FM !
Podcast Layak Disimak
DISPONSORI
<
<div class="span index">1</div> <span><a class="" data-remote="true" data-type="html" href="/series/data-powered-innovation-jam">Data-powered Innovation Jam</a></span>
Are you on top of the latest innovations in data, analytics, and AI? With data being pivotal to strategy and change, the Data-powered Innovation Jam podcast gives you the key to some of the most crucial aspects of business success. Through our guests, we bring you the latest trends from the world of data and AI, discussing the best ideas and experiences. Our hosts with their decades of profound experience and a background in avant-garde music, will also explore the edges of jazz, rock, and pop - making it as groovy as data and AI. Delve into diverse topics like space data, ethical GenAI, autonomous intelligence, data mesh, virtual twins, climate tech, autonomous enterprises, and sustainability. Tune in now to get insights on creating value from data for your business transformation. Let’s explore the fascinating intersection of data, technology, creativity, and change. One thing is certain - we’ll be jamming in every episode!
Faneken'Andriamanitra amin'ny Fiangonana ny Pentekosta
Manage episode 330987945 series 3318162
Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang diuraikan di sini https://id.player.fm/legal.
Andriamanitra dia nanao fanekena tamin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny nanomezany ny Didy Folo tao an-tendrombohitra Sinay. Manavao ny fanekeny amin'ny olona Andriamanitra tamin'ny nanomezany ny Fanahy Masina. Eksodosy 20:1-17, Lioka 19:11-17, Asan'ny Apostoly 2:16-21
…
continue reading
175 episode
Manage episode 330987945 series 3318162
Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang diuraikan di sini https://id.player.fm/legal.
Andriamanitra dia nanao fanekena tamin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny nanomezany ny Didy Folo tao an-tendrombohitra Sinay. Manavao ny fanekeny amin'ny olona Andriamanitra tamin'ny nanomezany ny Fanahy Masina. Eksodosy 20:1-17, Lioka 19:11-17, Asan'ny Apostoly 2:16-21
…
continue reading
175 episode
Semua episode
×Maro no mihevitra fa tsy misy Andriamanitra, ary mino fa izqo rehetra izao dia nivoatra avy tamin'ny tsy misy. Nefa ny Baiboly dia mirakitra ny momba Ilay Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao, dia ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina sy ny zava-boaary ao aminy. Ny tantaran'ny famoronana dia voarakitra ao amin'ny Baiboly, izay manambara fa Andriamanitra no nanao ny olombelona, ary tahaka ny endrik'Andriamanitra sy ny tarehany no nanaovany azy. Iza ary Inona Andriamanitra? Araho ny lesona mirakitra ny fanazavana atolotry ny Ambasadaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Ny literatiora sy fanazavana fanampiny dia azonao trandrahana ao amin’ny tranokalanay. Https://fiamitoriteny.blogspot.com…
"Izay mino sy atao batis no hovonjena; Izay tsy mety mino no hohelohina." (Marka 16:15-16)
Jehovah Andriamanitra Ray sy ny Teny no nahary ny olombelona, ary tahaka ny endrik'Andriamanitra no nahariany azy. Nefa voasoratra ao amin'ny Baiboly fa iza ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. Andriamanitra irery no tsy mety maty , fa ny olombelona dia mety maty. Nefa manana anjara ho tonga zanak'Andriamanitra, fanahy, koa ny olombelona, ary izay zanak'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Dr Rakotondravony Daniel, mpiandraikitra ny Fiangonan'Andriamanitra Miray eto Madagasikara no manolotra ho anao ny toriteny fianarana Baiboly. Ny literatiora sy fanazavana fanampiny dia voarakitra ao amin'ny Toriteny ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray.…
1 Fetin'ny Tabernakely sy Fara-Fivoriana 3:39:59
3:39:59
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
3:39:59Jesosy Kristy sy ny Fiangonan'Andriamanitra voalaza ao amin'ny Baiboly dia nitandrina ireo andro masina firavoravoana voatendrin'i Jehovah ireo. Inona no hevi-panahin'ny fety? Nahoana isika no tokony hitandrina izany koa ankehitriny? Araho ny toriteny fianarana Baiboly mahafinaritra atolotry ny Fiangonan'Andriamanitra Miray. Fantaro ny zavatra rehetra ary mifohaza ka katsaho ny Fanjakan'Andriamanitra mba hanananao anjara fiainana mandrakizay miaraka amin'i Jesosy Kristy Tompo. Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana ao amin'ny United Church of God na Eglise de Dieu Unie, vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Efa misy ny fiangonana eto Antananarivo, Madagasikara ary misy ny tranokala mirakitra ny fianarana rehetra. Azonao henoina koa ny internet radio. Ny rohy dia azonao jerena ato: https://ucgmada.blogspot.com…
1 Ny Tontolo Mahafinaritra Rahampitso 3:36:11
3:36:11
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
3:36:11Ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra dia hotahiana ny firenena rehetra, ary haniry ny hianatra ny didy sy lalàn'Andriamanitra ny firenena rehetra. Hanefy ny sabany ho fangady ny olona ary tsy hianatra ady intsony. Ary na dia ny biby masiaka aza dia hiova ho malemy fanahy ka tsy handratra eran'ny tendrombohitr'i Jehovah. Hisy vokatra be dia be amin'izany. Ny tany hahavoka-javatra, ary ny olona ho malemy fanahy sy hitady an'i Jehovah. Dr. Daniel Rakotondravony no mitondra ny fampianarana ho anao. Izy dia mpiandraikitra ny Fiangonan'Andriamanitra Miray eto Madagasikara, ao anatin'ny vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Ny lahatsoratra sy fanazavana fanampiny dia hitanao ao amin'ny tranokala: https://ucgmada.blogspot.com ao amin'ny Toriteny. Raha maniry ny hiara-mivavaka aminay ianao dia mifandraisa aminay. Azonao atao koa ny mandefa hafatra ao amin'ny Facebook.…
1 Oviana no fotoana nahaterahan'i Jesosy Kristy? 1:39:58
1:39:58
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
1:39:58Maro ny kristiana no mankalaza ny krismasy na noely, nefa tsy mahafantatra ny tena antony niandohan'ilay fety akory. Mino izy ireo na ny marina dia voafitaka izy ireo ka mino fa ny krismasy na noely dia fankalazana ny tsingerintaona nahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny fankalazana ny nahaterahan'i Jesosy dia tsy anisan'ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah ao amin'ny Baiboly. Toy ny fivavahana amin'ny andro alahady ihany dia namorona fety ho azy araka ny fiheviny ny olona hoentiny hanaovana fanompoam-pivavahana ho an'i Jehovah Andriamanitra, Izay namorona ny tany sy ny lanitra ary nitsahatra tamin'ny asany tamin'ny andro Sabat, andro fahafito. Dr. Rakotondravony Daniel, mpiandraikitra ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, mpikambana ao amin'ny Eglise de Dieu Unie na United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, no mitondra ny fampianarana ho anao. Aza adino ny mamaky hatrany ny Baibolinao sy mangataka ny Fanahy Masin'Andriamanitra mba hanokatra ny fo sy ny sainao hahalala ny marina sy ho afaka amin'ny fahadisoan-kevitra rehetra. Ny fanazavana sy literatiora fanampiny dia azonao trandrahana ao amin'ny tranokala ihany, amin'ny fizarana momba ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah. https://fiamiray.blogspot.com na https://ucgmada.blogspot.com…
1 Inona ny ain'ny olombelona? Manana fanahy tsy mety maty ve ny olombelona? 1:51:47
1:51:47
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
1:51:47Maro ny olona no mino fa ny fanahin'ny olombelona dia tsy mety maty. Nefa tsy izany no voalazan'ny Tenin'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly. Inona ny ain'ny olombelona? Avy aiza no niaviany? Inona no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay? Ny raki-peo no mirakitra ny fianarana momba izany. Dr. Rakotondravony Daniel, Fiangonan'Andriamanitra Miray, dia mpianatr'Andriamatoa Herbert W. Armstrong hatramin'ny taona 1972, ary nandalina Soratra Masina sy mampianatra ny fiangonana hitandrina ny didy sy lalàn'Andriamanitra rehetra, ary anisan'izany ny didy momba ny fitiavana an'Andriamanitra. Ny vadiny, Ramatoa Raeliarisoa Marie Odette dia manampy azy amin'ny fanontana ny boky amin'ny fiteny Malagasy mba ho azon'ny olona hianarana amin'ny fiteny Malagasy izany. Ny lahatsoratra mirakitra ny fianarana Baiboly dia azonao trandrahana ao amin'ny tranokala'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray eo ambany: https://fiamiray.blogspot.com na ny https;//ucgmada.blogspot.com Azonao atao koa ny manaraka ny fianarana amin'ny web radio sy ny pejy na groupe ao amin'ny Facebook.…
1 Fiami Radio - Apokalypsy na Fanambarana 27:17:00
27:17:00
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
27:17:00Jehovah Andriamanitra Ray dia nanambara ny zavatra tsy maintsy ho avy any amparany, ary ny Bokin'ny Apokalypsy sy ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah no manambara ny planin'Andriamanitra ho an'ny olona rehetra. Ity rakipeo manokana ity dia hanampy anao hahatakatra ny hevi-panahin'ny didy sy lalan'Andriamanitra sy ny Bokin'ny Apokalypsy.…
1 UCG Mada - Andro Fanavotana - Fanjakana arivo taona 3:05:54
3:05:54
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
3:05:54Ny andro fanavotana dia ilay andro firavoravoana fahadimy voatendrin'i Jehovah ho fitsaharana sy fivoriana masina. Io no andro firavoravoana notendren'i Jehovah hitsaharana, hanaovana fivoriana masina sy hanaovana fifadian-kanina, mba ho tena iray amin'Andriamanitra isika. Maneho koa ny sorom-panavotana nataon'i Jesosy Kristy ho antsika teo amin'ny hazofijaliana, ary ny fanesorana an'i Satana mba tsy hahafahany mamitaka ny olona intsony rehefa tonga eto an-tany ny Fanjakan'Andriamanitra.…
1 Fiami Radio - Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona? 3:23:01
3:23:01
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
3:23:01Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona ? Ny olombelona dia noforonin’Andriamanitra araka ny endrik’Andriamanitra. Mety ho tonga zanak’Andriamanitra ny olombelona, ary afaka mandray anjara amin’ny fomban’Andriamanitra. Noforonin’Andriamanitra ho nofo ny olombelona, ary avy amin’ny tany no namoronany azy. Ny fofon’aina no iveloman’ny olona; mety maty izy, iharan’ny fahalovana sy fahafatesana. Izany hoe, tsy manana fiainana mandrakizay ny olombelona, afa-tsy hoe raha manaiky an-tsitrapo ny handray ny fanomezana avy amin’Andriamanitra, araka ny toetra sy ny teny asehon’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly. Andriamanitra dia nametraka safidy teo amin’i Adama sy Eva, ho fiainana mandrakizay raha mankatò an’Andriamanitra, na ho fahafatesana raha manota. Tsy nanohitra ny fakam-panahy Adama sy Eva. Noho izany dia niditra teto amin’izao tontolo izao ny ota. Tamin’ny alalan’ny ota, dia tonga ny fahafatesana. Manjaka amin’ny olombelona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra (Genesisy 1:26; 2 Petera 1: 4; Hebreo 9:27; 1 Korintiana 15:22; Romana 5:12; 6:23). Inona no antony namoronan’Andriamanitra ny olombelona? Tsindrio ity. "Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany." (Genesisy 1:26)…
1 UCG Mada - Tombo-kase fito sy Trompetra fito 6:34:40
6:34:40
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
6:34:40Tombo-kase fito sy Trompetra fito. Inona no hitranga ain'ny hamahana ny tombo-kase fito sy ny hitsofana ny trompetra fito? Ny literatiora sy fanazavana fanampiny dia azonao trandrahana ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray.
1 UCG Mada - Ny Fitsaran'Andriamanitra 7:27:47
7:27:47
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
7:27:47Ity fizarana ity dia mirakitra ny fianarana Baiboly momba ny fitsarana ilay vehivavy janga lehibe sy ny fitsaran'ila Seza Fiandrianana Fotsy Lehibe. Ambasadaoro Kolejy, Fiangonan'Andriamanitra Miray.
1 UCG Mada - Andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah: Planin'ny Famonjena 30:33:02
30:33:02
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
30:33:02Ny Ambasadoaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia fianarana sy fandalinana Baiboly ho anao, hahafantaranao ny Filazantsaran'Andriamanitra sy ny planina mahagaga nataon'Andriamanitra ho an'ny olombelona rehetra. Ity fizarana ity dia hahatakaranao ny hevi-panahin'ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah sy ny maha-zava-dehibe ny fitandremana azy ireny, satria ireny no manambara ny dingana fito lehibe nataon'Andriamanitra ho an'ny zanak'olombelona. Ny fahatakarana ny hevi-panahy raiketiny dia hanampy anao hahatakatra ny zava-miafin'ny boky Apokalypsy sy ny Tenin'Andriamantra, raha maniry izany ianao, ka manan-tsofina ho enti-mihaino izay lazain'ny Fanahy aminao.…
1 Fiami Radio - Ny Planin'ny Famonjena - Ny faharetana amin'ny finoana sy ny didin'Andriamanitra 33:07:14
33:07:14
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
33:07:14Rehefa mibebaka marina isika ka mino fa Jesosy Kristy no Tompo sy Mpamonjy dia miroso amin'ny batisa sy ny fametrahan-tanana handraisana ny Fanahy Masina. Mila mitombo amin'ny toetran'Andriamanitra isika ary mifady ny ota. Io no ambaran'ny dingana manaraka amin'ny planin'ny famonjena nataon'Andriamanitra ho antsika. Rehefa miezaka mitandrina ny didy sy lalàna ary fitisipik'Andriamanitra isika dia manana ny sain'i Kristy ary mitoetra ao anatintsika ny finoan'i Kristy ary mitoetra ao anatintsika ny Fanahy Masina. ...…
1 UCG Mada - Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra - "Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny Fahamarinany" 26:08:57
26:08:57
Putar Nanti
Putar Nanti
Daftar
Suka
Menyukai
26:08:57Ny Ambasadaoro Kolejy dia fianarana Baiboly atolotry ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, handinihana ny Tenin'Andriamanitra, hitomboana amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra sy Jesosy Kristy ary ny planin'Andriamanitra ho an'ny olombelona rehetra. Inona no planin'ny Famonjena? Andriamanitra dia nanome ireo andro firavoravoana voatendry (Levitikosy 23) ho planina mahagaga amin'ny famonjena ny zanak'olombelona izay mino Azy, fa ho fandringanana kosa ireo fatra-mpikomy amin'Andriamanitra. Nahoana no ianarana ny Baiboly? Inona no Filazantsaran'Andriamanitra? Inona ny Fanjakan'Andriamanitra? Ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan'Andriamanitra dia natao ho an'ny olona rehetra, ary tsy maintsy mitory izany izahay mba ho vavolombelona. Manomboka amin'ny finoana sy fibebahana, ny Paska, ny Mofo Tsy Misy Masirasira, ny batisan'ny rano sy ny Fanahy Masina, ny Pentekosta, izany dingana izany. Fanampin'izany, dia ao koa ny fahatsiarovana amin'ny Fitsofana Trompetra, ny Andro Fanavotana, ny Fetin'ny Tabernakely, ary ny Fara-fivoriana. Ny hevi-panahin'ireo andro masin'i Jehovah Andriamanitra ireo no mirakitra ny zava-miafin'ny planina mahagaga nataon'Andriamanitra ho ahy sy ho anao.…
Selamat datang di Player FM!
Player FM memindai web untuk mencari podcast berkualitas tinggi untuk Anda nikmati saat ini. Ini adalah aplikasi podcast terbaik dan bekerja untuk Android, iPhone, dan web. Daftar untuk menyinkronkan langganan di seluruh perangkat.