Offline dengan aplikasi Player FM !
Podcast Layak Disimak
DISPONSORI
Inona no mahatonga ny ady?
Manage episode 339515083 series 3318162
Nahoana no ianarana ny Baiboly?
Lesona 1: Inona no mahatonga ny ady?
Isaia 59: 1-8, Matio , Jakoba 4: 1-10
Ny antony mahatonga ny ady
Mampanantena Andriamanitra fa hitsabaka amin'ny raharahan'ny tontolo mba hisorohana ny fandringanana ny zanak'olombelona ary hitondra antsika ho amin’ny fiadanana manerana ny tontolo. Saingy, raha tiantsika ny fiadanana, dia mila misoroka ny ady ho avy Izy ka hanovana izay ny FOTOTRY ny ady. Aoka ho azontsika ny momba izany.
- Maneho mazava ve ny Baiboly fa ny tena fototry ny ady dia ny filàna sy ny fitsiriritan'ny olona? Jakoba 4: 1-2; Rom.3: 15-17.
FANAMARIHANA: Tsy misy isalasalana fa ny fieboeboana, ny fireharehana, ny fitsiriritana ary ny filan-dratsin’ny nofon’ny olona tsy niova fo sy ny firehana ara-nofo no tena anton’ny ady.
2. Moa ve mampitombo ny fieboeboana ny fahalalana? 1 Kor. 8:1. Satria miaina ao amin'ny vanim-potoana mampitombo haingana ny fahalalana ara-tsiansa isika - izay mahatonga ny olom-bitsy hanam-pahefana tsy hita pesimpesenina - ny fitsiriritana tafahoatran’ny olona ve mahatonga ho tsara sa RATSY KOKOA ny fiainany? 11 Tim. 3: 13.
3. Inona no vokatra farany amin'ny fihetsika sy fanapahan-kevitra izay toa tsara amin’ny mpitondra ambony sy amin’ny ankapoben’ny olona? Ohab. 14: 12.
FANAMARIHANA: Zava-dehibe io fitsipika io ka nasain'ny Fanahy Masin’Andriamanitra naverina ao amin'ny Ohab. 16:25.
Hamaky bebe kokoa ... Tsindrio ny rohy ao amin'ny Lesona fanazavana, Ambasadaoro Kolejy:
https://k12.instructure.com/courses/550407/pages/inona-no-vahaolana-aminny-ady?module_item_id=6579123
175 episode

Semua episode
×1 Fetin'ny Tabernakely sy Fara-Fivoriana 3:39:59
1 Ny Tontolo Mahafinaritra Rahampitso 3:36:11
1 Oviana no fotoana nahaterahan'i Jesosy Kristy? 1:39:58
1 Inona ny ain'ny olombelona? Manana fanahy tsy mety maty ve ny olombelona? 1:51:47
1 Fiami Radio - Apokalypsy na Fanambarana 27:17:00
1 UCG Mada - Andro Fanavotana - Fanjakana arivo taona 3:05:54
1 Fiami Radio - Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona? 3:23:01
1 UCG Mada - Tombo-kase fito sy Trompetra fito 6:34:40
1 UCG Mada - Ny Fitsaran'Andriamanitra 7:27:47
1 UCG Mada - Andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah: Planin'ny Famonjena 30:33:02
1 Fiami Radio - Ny Planin'ny Famonjena - Ny faharetana amin'ny finoana sy ny didin'Andriamanitra 33:07:14
1 UCG Mada - Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra - "Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny Fahamarinany" 26:08:57
Selamat datang di Player FM!
Player FM memindai web untuk mencari podcast berkualitas tinggi untuk Anda nikmati saat ini. Ini adalah aplikasi podcast terbaik dan bekerja untuk Android, iPhone, dan web. Daftar untuk menyinkronkan langganan di seluruh perangkat.