Artwork

Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang dijelaskan di sini https://id.player.fm/legal.
Player FM - Aplikasi Podcast
Offline dengan aplikasi Player FM !

Firehetam-po amin'ny Fahamarinana. Inona no tanjon'ny batisa? Inona ny Fiangonana mandroso?

19:30
 
Bagikan
 
Manage episode 332133638 series 3318162
Konten disediakan oleh Fiami Radio. Semua konten podcast termasuk episode, grafik, dan deskripsi podcast diunggah dan disediakan langsung oleh Fiami Radio atau mitra platform podcast mereka. Jika Anda yakin seseorang menggunakan karya berhak cipta Anda tanpa izin, Anda dapat mengikuti proses yang dijelaskan di sini https://id.player.fm/legal.
Firehetam-po amin'ny Fahamarinana. Anio, andeha hojerena manokana ny momba ny Batisan'ny Rano sy ny atao hoe fiangonana mandroso. Misy maro ny karazana batisa, ohatra amin'izany ny batisa asitrika anaty rano, ny batisan-jaza, ny batisa fanafahana, fanasitranana, ny batisan'ny fibebahana, ary ny batisa ankamehana. Fa inona marina moa no tanjon'ny batisa araka ny tenin'ny Soratra Masina? Samy manana ny hevitra inoany koa ny olona momba ny atao hoe fiangonana mandroso. Raha nanontany ny hevitry ny olona maromaro izahay dia toy izao ny heviny. Karazany (1): Rehefa miakatra ny fanatitra dia mandroso ny fiangonana. Karazany (2): Rehefa maro ny mpivavaka dia mandroso izay ny fiangonana. Karazany (3): Rehefa miakatra ny fari-piainan'ny mpivavaka dia mandroso ny fiangonana. Ary samy milaza avokoa ireo fa tena tokony hanao fanentanana momba izany matetika ny mpitandrina mba hampandroso ny fiangonana. Fa inona marina moa, araka ny lazain'ny Baiboly, no atao hoe fiangonana mandroso? Ary inona no hetsika tokony hatao mba hampandroso ny Fiangonana? Ny raki-peo no mirakitra ny hafatra sy ny fanazavana fohy momba ny tanjon'ny batisa sy ny famaritana araka ny ambaran'ny Soratra Masina ny atao hoe "Fiangonana mandroso". Mihainoa finaritra tompoko ! --- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
  continue reading

175 episode

Artwork
iconBagikan
 
Semua episode

×
 
Loading …

Selamat datang di Player FM!

Player FM memindai web untuk mencari podcast berkualitas tinggi untuk Anda nikmati saat ini. Ini adalah aplikasi podcast terbaik dan bekerja untuk Android, iPhone, dan web. Daftar untuk menyinkronkan langganan di seluruh perangkat.

Panduan Referensi Cepat